msh_1ch_text_udb/26/12.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 12 Fizaran'ny mpiamby vavahady reo, mifagnaraky ami-gny mpitariky an-drozy, la nana andraikitry, manahaky longony reo; mba hanompo an-tragnon'i Yaveh ao. \v 13 Nilika rozy, ndra gny tanora, ndra gn'antitry, mifagnaraky ami-gny longon-drozy, hognan'ny gn'isaky vavahady. \v 14 Lafa natoraky ho gnan'ny vavahady antignana gny loka, la latsaky tamin'i Selemiaao zay. La nanoraky gny loka ho gnan'i Zakaria gnanaky lahiny rozy, ze mpanolo-tsay hendry, vo gny lokany la niseho ho gnan'ny vavahady avaratry.