msh_1ch_text_udb/25/06.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 6 Reo iaby reo la tambany famelezan'ny gny baban-drozy. Mpititiky raha magneno tan-tragnon'i Yaveh ao rozy, miaraky ami-kipantsona reo vo lokanga reo laha nanompo tan-tragnon'i Yaveh ao rozy. Asafa, Jedotona, vo Hermana la tambany fagnaraha-mason'ny mpanjaka, \v 7 Rozy vo rahalahiny reo ze nanam-pahaiza vo namangy mba hititiky moziky ho gnan'i Yaveh la niisaky 288. \v 8 Nana hitsapaky ho gnan'ny gn'andraikitry reo rozy, mindry iaby, manahaky an'izay ho gnan'ny tanora vo gn'antitry, gny mpampianatry vo gny mpianatry.