msh_1ch_text_udb/25/04.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 4 Bakami-gnanaky lahin'i Hemana reo: Bokia, Matania, Oziela, Seboela, vo Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty, Romamti-ezera, Josbekasa, Maloty, Hotira, laMazaiota. \v 5 Gnanky lahin'i Hemana mpagnambara hafatrin'ny mpanjaka reo iaby reo. Ndranagnahary la nagnome gnanaky lahy efatr'amby folo vo gnanak'ampela telo gnan'i Hemana mba hagnomeza voninahitry gnazy.