msh_1ch_text_udb/24/29.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 29 Gnanaky lahin'i Kisy, gnanaky lahin'i Kisy la: Jeramela. \v 30 Gnanaky lahin'i Mosy reo: Maly, Edera, vo Jerimota. Reoro Levita, voaisaky araky gny longon-drozy iaby. \v 31 Johary ze lohan'ny isaky gny longon'ny gny babany iaby reo vo faralahiny iaby reo, la samby niloka tagnatrehan'i Davida mpanjaka eo, voZadoka la Ahimeleka, niaraky tami-gny loham-pianakavian'ny mpisoro reo Levita reo. Nanao antsapaky manahaky gny nataon'ny taranak'i Arona reo rozy.