msh_1ch_text_udb/24/06.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 6 Semaia gnanaky lahin'i Netamela mpanora-dily, Levita raiky, la nanaratry gnagnaran-drozy tami-gny fagnatrehan'ny mpanjaka eo, manamboninahitry reo, Zadokampisoro, Ahimeleka gnanaky lahin'i Abiatara, vo mpitariky gny fisorognanareo volongon'ny Levita reo. Gny foko raiky la voasariky tamign'antsapaky bakami-taranak'i Eleazara reo, la gny megnaraky la ho sarihy bakami-gny taranak'i Itamara reo.