1 line
711 B
Plaintext
1 line
711 B
Plaintext
\v 1 Lafa tafara atoy maty Nahasy, mpanjakan'i gn'olon'i Amona, la gnanaky lahiny ro lasa mpanjaka tami-gny pilasiny teo. \v 2 Hoy Davida hoe: " Hampiseho hasoa fagnahy amin'i Hanona gnanaky lahin'i Nahasy zaho, gnantony nanoro hasoafagnahy tagnamiko gny babany." Ka la nandefa iraky i Davida mba hampionona gnazy mifotsy gnan-drany. Nilitry tagny ami-gny tamin'i Amonita mpanompon'i Davida reo la nandeha tagny amin'i Hanona, mba hampahery gnazy. \v 3 Kanefa hoy reo johary Amonita tamin'i Hanona hoe: " Mihevitry va iha fa magnome voninahitsy gny babanao i Davida gnantony nagniraky mpanompo reo mba hampahery gnanao? Sa tsy avy aminao eto gny mpanompony reo hisafo vo hagnenty gny tany mba handrava an'izay?" |