1 line
477 B
Plaintext
1 line
477 B
Plaintext
\v 14 Nanjaka tamin'Israely iaby teo Davida, la nagnantanteraky gny rariny vo gny hato tamign'olony iaby ie, \v 15 Joaba gnanaky lahin'i Zeroia ro mpamaky gny tafiky, vo Josafata gnanaky lahin'i Ahiloda ro mpitan-tsoratry. \v 16 Zadoka gnanaky lahin'i Ahitoba vo Abimeleka gnanaky lahin'i Abiatara ro mpisoro, la Saosa ro mpanora-dily. \v 17 Benaia gnanaky lahin'i Joiada ro mpamehy Keritita vo Peletita, reo la gnanaky lahin'i Davida reo, ro mpanolotsay mitariky gny mpanjaka. |