msh_1ch_text_udb/16/15.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 15 Ataovo ao an-tsay mandrakariva gny fagnekeny, la gny teny zay nandiliany an'ireo avorohota arivo hifandimby. \v 16 Mahatiaro gny fagnekeny zay nataony tamin'i Abrahama, voho gny voaliny tamin'Isaka Ie. \v 17 Izay ro nihamafisiny tamin'i Jakoba manahaky gny fitsipiky, sady tamin'Israely manahaky gny fagneke mandrakizay. \v 18 Hoy ie hoe: " Hagnome anreo gny tanin'i Kanana ho anjara lovanareo Zaho."