\v 10 Mirehareha amin'ny agnarany masy; ao hifaly gny fon'ireo zay mila gnan'i Yaveh. \v 11 Ilao Yaveh voho gny heriny; ilao mandrakariva gny fagnatrehany.