msh_1ch_text_udb/15/01.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 1 Sady Davida nagnamboatsy tragno ho gnazy tao an-tanan'i Davida. Nagnoma toera ho an'ny fiaran-Dranagnahary sady nananga lay ho an'izay rozy. \v 2 La hoy Davida hoe: " Reo Levita avao ro afaky manday gny fiaran-Dranagnahary, fa rozy roa voafilin'i Yaveh mba handay gny fiaran'i Yaveh, voho hanompo Gnazy mandrakizay." \v 3 La nivoarin'i Davida tao Jerosalema gny Israely iaby, mba hampiakatsy gny fiaran'i Yaveh agny amin'ny toera fa nomaniny ho an'izay.