\v 5 Lafa hitan'ny mpanday gny fialiany fa maty Saoly , la lavo tamin'ny sabany manahaky gnan'io koa ie ka maty . \v 6 La maty Saoly, voho reo anakilahiny telo, ka la niara-maty reo asaveregnany manontolo.