msh_1ch_text_udb/10/04.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 4 La hoy Saoly tamin'ny mpanday gny fialiany hoe:" Avoahy gny sabatrao ka trobaro amin'io aho. Laha tsy io la ho avy hagnararaotany gnahy reo tsy voafora reo." Nefa tsy nagnenky gny mpinday gny fialiany, fotony natahotsy mare ie. Ka la nalan'i Saoly gny sabany sady lavo teo amin'io ie.