1 line
445 B
Plaintext
1 line
445 B
Plaintext
\v 1 Sady reo Filistina nialy tamin'Israely. Nitsoaky teo agnatrehan'i Filistina gny joharinIsraely manontolo sady niampatsy maty tegny an-tendrombohitsy Gilboa. \v 2 Nagnenjiky agnilany gnan'i Saoly voho gnanany lahy reo Filistina. Novoan'ireo Filistina i Jonatana, Abinadaba, voho Malkisoa, anaky lahiny. \v 3 Navesatsy tamin'i Saoly gny aly, sady nahatratry gnan-drozy mpandefa tsipika. Tao agnaty tebiteby mare ie noho reo mpandefa tsipika. |