msh_1ch_text_udb/09/30.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 30 Gny sasany tamin'ireo anaky lahin'ny mpisoro la nagnafarango reo raha magnitsy. \v 31 Matatia, raiky tamin'ireo raiky tamin'ireo Levita, zay lahimatoan'i Saloma Koraita, ro nisahana gny fikarakara gny mofo ho amin'ireo fagnatitsy. \v 32 Gny sasany tamin'ny rahalahin-drozy gny mofon'ny fagnatreha, mba hikarakara io isakin'ny sabata.