msh_1ch_text_udb/09/17.txt

1 line
582 B
Plaintext

\v 17 Reo mpimby varavagna la Saloma, Akoba, Talmona, Ahimana, voho reo avorohotan-drozy. saloma ro mpitariky gnan-drozy. \v 18 Taloha tagny la nijoro niamby gny vavahadin'ny mpanjaka tagny amin'ny sisiny antignana ho gnan'ny tobin'ireo avorohotan'i Levy rozy. \v 19 Saloma anaky lahin'i Kore anaky lahin'i abiasafa , zay anaky lahin'i Kora, voho reo longony bakamin'ny avororotan-drainy, reo Koraita, ro nisahana gny ami'ny asa fanompoa, niamby gny varavagnan'ny tragno lay rozy, araky gny fa niambenanireo razamben-drozy gny tobin'i Yaveh, sady fa niamby gny filira avao koa rozy.