msh_1ch_text_udb/09/14.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 14 Teo amin'ireo Levita, la nisy gnan'i semaia anaky lahin'i Asoba anaky lahin'i Azrikama anaky lahin'i Asabia, teo amin'ireo avorohotan'i Merary. \v 15 La teo avao koa i Bakbakara, Haresy, Galala, voho Matania anaky lahin'i Mika anaky lahin'i Zikry anaky lahin'i Asafa. \v 16 Teo avao koa Obadia anaky lahin'i Semaia anaky lahin'i galala anaky lahin'i Jedotona; sady Berekia anaky lahin'i Asa anaky lahini Elkana zay nipetraky tagny amin'ny vohits'ireo Netotatita.