msh_1ch_text_udb/09/04.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 4 Reo mpagnori-petraky la nahita gnan'i otahy anaky lahin'i Amihoda anaky lahin'i Omry anaky lahin'Imry anaky lahin'i bany, raiky amin'ireo avorohotan'i Fareza anaky lahin'i Joda. \v 5 Teo amin'ireo Solonita la Asay anakilahiny voalohany voho reo anaky lahiny. Gny avorohotan'i Zera la Jeoela. Gny avorohatan-drozy la niisa 690.