1 line
376 B
Plaintext
1 line
376 B
Plaintext
\v 38Nana gnanaky eny mirahalahy i Azela: Azrekama, Bokero, Isimaela, Searia, Obadia, voho Hanana. \v 39 anak'i Eseka, rahalahiny, la Olama anaky lahiny voalohany, Jeosy lahiaivo, voho Elifeleta fahatelo. \v 40 Johary mpialy voho mpanipy tsipika reo anaky lahin'i Olama. Nana gnanaky voho zafy maro rozy, 150 gny fitambarany. Reo iaby reo la agisan'ny avorohotan'i Benjamina. |