msh_1ch_text_udb/07/30.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 30 Gny anaky lahin'i Asera la Jimna , Jisva, Jisvy, voho Beria. Sera ro anabavin-drozy. \v 31 Gny anaky lahin'i Beria la Hebera voho Malkiela, zay ran'i Birzavita. \v 32 Reo anaky lahin'i Hebera la Jafleta, Somera, voho Hotama. Soha ro anabavin-drozy.