msh_1ch_text_udb/07/11.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 11 Reo iaby reo ro anaky lahin'i Jediaela.Reo voasoratsy ao amin'ny lisitsy gny fokon-drozy la nisy mpitariky voho johary mpialy 17.200 ;any ho amin'ny raharaha miaramila. \v 12 ( Gny anaky lahin'Iry la Sopima voho Hopima, voho Hosima la anaky lahin'i Ahera.)