msh_1ch_text_udb/07/08.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 8 Reo anaky lahin'i Bakera la i Zemira, Joasy, Eliezera, Elioenay, Omry, Jerimota, Abia, Anatota, voho Alameta. Reo iaby reo la anaky lahiny. \v 9 Gny lisitsy gny fokon-drozy la miisa 20.200 fianakavia mpitariky voho johary mpialy. \v 10 Gny amaky lahin'i Jediaela la i Bilana.Reo anaky lahin'i Bilana la Jeosy, Benjamina, Ehoda, Kenana, Zetana, Tarsisy voho Ahisahara.