msh_1ch_text_udb/04/24.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 24 Reo avorohotan'i Simeoana la Nemoela, Jamina, Jariba, Zera voho Saoly. \v 25 Saloma ro anaky lahin'i Saoly, Mibsama ro anaky lahin'i saloma, voho Misma ro anaky lahin'i Mibsama. \v 26 Reo avorohotan'i Misma la i Hamoela anaky lahiny, Zakora zafiny , voho Simey zafiafiny.