\v 13 Kanana niteraky gnan'i Sidona, lahimatoany, voho Heta. \v 14 Lasa razamben'ny Jebosita, voho Girgasita, \v 15 Hivita, Arkita, Sinita, \v 16 Arvadita, Zemarita, voho gny Harnatita avao koa ie.