msh_1ch_text_udb/01/08.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 8 Reo anaky lahin'i Hama la i Kosy, Mizraima, Pota, voho Kanana. \v 9 Reo anaky lahin'i Kosy la i Seba, Havila, Sabta, Ragama, voho Sabketa. Reo anaky lahin'i Ragama la i Seba voho Dedana. \v 10 Kosa niteraky gnan'i Nimroda, zay mpandresy voalohany teto an-tany.