msh_1ch_text_udb/02/34.txt

1 line
234 B
Plaintext

\v 34 Voho Sesana tsy nana gnanaky lahy, fa anaky ampela avao. nana mpanompo i Sesana, zay Egyptiana, jara ro agnarany. \v 35 Namean'i Sesana ho gnan'i Jara mpanompony gny anaky ampelany mba ho valiny. Niteraky gnan'i Atahy taminy ie.