1 line
642 B
Plaintext
1 line
642 B
Plaintext
\v 38 Reo miaramila iaby, vonona ho amin'ny aly reo, la avy tagny Hebrona niaraky tamin'ny fikasa raikitsy gny amin'ny hanaova gnan'i Davida ho mpanjaka manera gnan'Israely iaby. Gny sisa iaby tamin'Israely la nifagnenky gny hanao gnan'i Davida ho mpanjaka avao koa. \v 39 Niaraky tamin'i Davida tao telo andro rozy, nihina voho nino , fotony gny longon-drozy la fa nampanday vatsy ho gnazy. \v 40 Fagnampin'io, reo zay teo agnilan-drozy, hatragny Isakara voho Zebolona sady Naftaly la nanday mofo tamin'ny boriky, rameva, ampondra, voho aomby, voho mofo aviavy, voaloboky maiky, divay, menaky, aomby voho aondry fotony nifaly gny Israely. |