msh_1ch_text_udb/12/16.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 16 Gny sasany tamin'ireo joharin'i Benjamina voho Joda la avy tao amin'ny fiarova tao amin'i Davida. \v 17 Niboaky mba hitsena gnan-drozy Davida voho nivola tamin-drozy hoe:" Laha avy am-pilamina atoy amiko mba hagnampy gnahy nareo, la afaky mamonjy gnahy. Fa laha avy mba hamadiky gnahy amin'ny fahavaloko, la ao anie Ndranagahary razambentsika hijer ka hamaly gnanareo , fotony tsy nanao raty aho."