msh_1ch_text_udb/04/05.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 5 Asora razambeny agny Tekoa la nana valy roe, Hela voho Nara. \v 6 Nara niteraky gnan'i Ahazama, Hafera, Temeny voho Hahastary. Reo ro agnaky lahin'i Nara. \v 7 Reo anaky lahin'i Hela la Zareta, Jizara, Etnana \v 8 voho Hakoza, zay niteraky gnan'i Anoba voho Zobeba, voho gny foko bakamin'ny avorohotani Aharela anaky lahin'i Haroma.