1 line
284 B
Plaintext
1 line
284 B
Plaintext
\v 9 Jeramela. Rama, voho Kelobay ro anaky lahin'i Hezrona. \v 10 Rama niteraky gnan'i Nasona, mpitariky gny raiky eo amin'ireo avorohotan'i Joda. \v 11 Nasona niteraky gnan'i Salma, voho Salma niteraky gnan'i Boaza. \v 12 Boaza niteraky gnan'i Obeda, voho Obeda niteraky gnan'i Jese. |