msh_1ch_text_udb/05/07.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 7 Reto magnaraky reto gny longon'i Bera bakamin'ireo fokony, zay voatanisa ao amin'ny tahirin'ny tetiaran-drozy: Jeiela ro zokiny mare, Zakaria, voho \v 8 Bela anaky lahin'i Azaza anaky lahin'i Sema anaky lahin'i Joela. Nipetraky tagny Aroera, hatragny Nebo sady Balameona, \v 9 sady mantignana manomboky eo amin'ny efitsy zay mihitatsy hatragny amin'ny renirano Efrata rozy . Io la fotony nana biby fihary maro teo amin'ny tanin'i Gileada rozy.