msh_1ch_text_udb/04/42.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 42 Nisy johary diman-jato bakamin'ny fokon'i Simeona nagnagny amin'ny tendrombohitsy Seira, niaraky tamin'ireo mpitarin-drozy la i Pelrtia , Nearia, refaia, voho Oziela anaky lahin'i Jisy. \v 43 Nandresy gny sisa afaky tamin'ny Amalekita rozy, ka nipetraky tao amndrak'androany.