\v 15 Mana mpiasa maro miaraky aminao iha: mpamaky vato, mpamboatry tragno, mpandrafitry, la mpanao asa-tagna mahay maro isan-karazany reo, \v 16 ze afaky miasa ami-gny volamena, volafoty, saba, la vy. Ka atomboho gn'asa,la hitahy gnanao Yaveh."