msh_1ch_text_udb/28/20.txt

1 line
636 B
Plaintext

\v 20 Hoy Davida tamin'i Solomona gnanany hoe he:" Mahafatrara la managna herim-po. Ataovo gn'asa. Ka matahotry na marikariky, fa Yaveh Ndranagnahary, Ndranagnahariko, la mitahy gnanao. Tsy hagnenga gnanao Ie na hiala gnanao zisiky hahavitan'ny gn'asa iaby ho gnan'ny gny fanompoa iaby an-tragnobe-Ndranagnahary ao. \v 21 Ingo, reto reo fizaran'ireo mpisoro voho reo Levita ho gnan'ny fanompoa iaby ao an-tragnoben-Dranagnahary. Hisondry aminao rozy, miaraky ami-johary manam-pazotoa la vatany mahay iaby, mba hagnampy gnanao amign'asa vo hamita gny fanompoa. Manamboninahitsy reo vo gn'olo iaby vonona gny hagnoriky gny baikonao reo."