msh_1ch_text_udb/28/08.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 8 La Henanikizao, agnatrehan'Israely iaby eo, toy fivoria ho gnan'i Yaveh toy, vo ami-gny fagnatrehan-Dranagnaharintsika eo, la tandremanareo iaby la tanjaho gny lilin'i Yaveh Ndranagnaharinareo iaby reo. Ataovo zay mba hanagnanareo an'izay tany soa zay ka hametraky an'izay ho lovan'ny gnanakareo misolo gnanareo reo zisiky farany.