msh_1ch_text_udb/02/03.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 3 Reo anaky lahin'i Joda la i Era, Onana, voho Sela, zay naterany tamin'ny anaky ampelan'iBatsoa, zay kaninita. Era, lahimatoan'i Joda, la raty fagnahy teo imason'i Yaveh, voho novoan'i Yaveh ie. \v 4 Tamara, vinantony ampela, niteraky gnan'i Fareza voho Zera taminy. Nana gnanaky lahy limy i Joda.