1 line
316 B
Plaintext
1 line
316 B
Plaintext
\v 34 Abrahama niteraky gnan'Isaka. Reo anaky lahin'Isaka la Esao voho Israely. \v 35 Reo anaky lahin'i Esao la Elifaza, Regoela, Jeosy, Jalama, voho Kora. \v 36 Reo anaky lahin'i Elifaza la Temana, Omara, Zefo, Gatama, Kenaza, Timna, sady Amaleka. \v 37 Reo anaky lahin'i Regoela la i Nahata, Zera, Sama, voho Miza. |