msh_1ch_text_udb/07/14.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 14 Nana anaky lahy natao hoe Asriela Manase, zay nateranin'ny Syriana valy amonto. Ie koa la niteraky gnan'i Marita, rain'i Gileada. \v 15 Nangalaky valy bakamin'i Hopima voho Sopima i Makira. Imaka gny agnaran'ny rahavaviny. Avorohotan'iManase hafa koa i Zelofada, zay nana gnanaky ampeka toka. \v 16 Imaka valin'i Makira, la niteraky zaza lahy voho nikaihy hoe Paresy. Gny agnaran'ny rahalahiny la Sarsy, voho reo anaky lahiny la Olama voho Rakema.