msh_1ch_text_udb/06/77.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 77 Ho gnan'ny sisa amin'ireo Levita, reo avorohotan'i Merary, la namean'ny fokon'ny Zebolona: Rimono miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny voho Tabara miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny. \v 78- \v 79 La namea ho gnan-drozy avao koa, gny teo am-pitan'i Jordana agny Jeriko, teo antignanan'ny ony: Bazera tagny agn'efitsy miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny, Kedemota miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny, Mefata miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny.Reo ro namea bakamin'ny fokon'i Rbena.