msh_1ch_text_udb/06/71.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 71 Ho gnan'ireo avorohotan'i Gersona tsy ao agnatin'ny antsasaky gny fokon'i manase, namean-drozy :Golana agny Basana miaraky amin'ieo tany fihinn'aombiny voho Astarta miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny. \v 72 Namean'ny fokon'Isakara gnan'ireo avorohotan'i Gersona: Kadesy miaraky amin'ireo tany fihinan'aombiny, Dabera miarky min'ireo fihinan'aombiny, \v 73 Ramota miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny, noho Anema miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny.