\v 70 Namean-drozy antsasaky gny fokon'i Manase gnan'ireo Kehatit: Amera miaraky amin'ireotany fihinanan'aombiny voho Bileama miarky amin'ireo tny fihinanan'aombiny. Lasa fanagnan'ireo fokon'ny Kehatita sisa reo.