msh_1ch_text_udb/06/66.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 66 Ho gnan'ire fokon'ny Kehatita sasany la namean-drozy tana bakamin'ny fokon'i Efraima. \v 67 Namean-drozy gnazy reo : Sekema( tanan'ny fialofa) miaraky amin'ireo tny fihinanan'aombiny tagny amin'ny tany havoan'i Efraima, Gazera miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny, \v 68 Jokmeama miaraky amin'ireo tany fihinan'aombiny, Beti-horona miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny, \v 69 Aialona miaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny voho Gata-rimonamiaraky amin'ireo tany fihinanan'aombiny.