1 line
338 B
Plaintext
1 line
338 B
Plaintext
\v 49 Arona voho reo anaky lahiny ro nanao gny fagnatitsy teo amin'ny alitara ho gnan'ny fagnatitsy dorana; voho gny fagnatitsy teo amin'ny alitaran'ny ditin-kazo magnitsy ho gnan'ny asa iaby eo amin'ny toera masy mare. Reo fagnatitsy reo ro nanaova fagnavota ho gnan'Israely, araky zay iaby nandidian'i Mosesy zay mpanompon-Dranagnahary. |