msh_1ch_text_udb/06/44.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 44 Teo amin'ny tagna an-kavian'i Hemana reo anaky lahin'i Merary zay mpiara-miasa taminy. Agnisan'io i Etana anaky lahin'i Abdia. Abdia ro anaky lahin'i Maloka. \v 45 Maloka ro anaky lahin'i Amazia. Amazia ro anaky lahin'i Hilkia. \v 46 Hilkia ro anaky lahin'i Amzy. Amzy ro anaky lahin'i Bany. Bany ro anaky lahin'i Samera. \v 47 Samera ro anaky lahin'i Maly. Maly ro anaky lahin'i Mosy. Mosy ro anaky lahin'i Merary. Merary ro anaky lahin'i Levy.