msh_1ch_text_udb/06/31.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 31 Reto iaby reo agnaran'ireo johary zay nataon'i Davida hiandraikitsy gny raha magneno tao an-tragnon'i Yaveh, tafaran'ny nijanognan'ny fiara tao. \v 32 Nanompo tamin'ny fihira nagnatriky gny tabernakely, zay tragno lay fihaogna rozy, mandra-pahavitan'i Solomona gny tragno'i Yaveh tagny Jerosalema. Nahatanteraky gny adidiny nifagnaraky tamin'ireo toromariky zay nameany gnazy rozy.