msh_1ch_text_udb/05/11.txt

1 line
391 B
Plaintext

\v 11 Nipetraky teo agnilan-drozy gny mpikambana tao amin'ny fokon'i Gada, teo amin'ny tany Basana hatragny Saleka. \v 12 Gny mpitariky gnan-drozy la Joela, zay lehiben'ny foko , sady Safana ro lehiben'ny foko hafa, sady Janay voho Safata tagny Basana. \v 13 Reo lolon-drozy, bakamin'ireo fianakavian-drainy, la Mikaela, Mesolama, Seba,Joray, Jakana, Zia, voho Ebera__ fito gny fitambarany.