msh_1ch_text_udb/05/01.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 1 Reo anaky lahin'i Robena zay anaky lahin'Israely voalohany__sady Robena ro anaky lahin'Israely voalohany, kanefa namean'ireo anaky lahin'i Josefa anaky lahin'Israely gny fizokiany fotony nandoto gny fandrian-drainy i Robena. Ka la tsy voasoratsy ho anaky lahy zokiny mare ie. \v 2 Joda ro natanjaky mare tamin'ireo rahalahiny, sady bakaminy ro niavian'ny mpitariky . Kanefa gny fizokiana la gnan'i Josefa__ \v 3 reo anaky lahin'i Robena, zay anaky lahin'Israely voalohany la i Hanoka , Palo, Hezrona, voho Karmy.