1 line
281 B
Plaintext
1 line
281 B
Plaintext
\v 42 Nisy johary diman-jato bakamin'ny fokon'i Simeona nagnagny amin'ny tendrombohitsy Seira, niaraky tamin'ireo mpitarin-drozy la i Pelrtia , Nearia, refaia, voho Oziela anaky lahin'i Jisy. \v 43 Nandresy gny sisa afaky tamin'ny Amalekita rozy, ka nipetraky tao amndrak'androany. |