msh_1ch_text_udb/04/34.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 34 Reo mpitariky gny foko la i Mesobaba, Jamleka, Josa anaky lahin'i Amazia, \v 35 Joela, Jeho anaky lahin'i Josibia anaky lahin'i Seraia anaky lahin'i Asiela, \v 36 Elioenay, Jakoba, Jesohaia, Asaia, Adiela, Jesimiela voho Benaia, \v 37 sady Ziza anaky lahin'i Sify anaky lahin'i Alona anaky lahin'i Jedaia anaky lahin'i Simry anaky lahin'i Semaia. \v 38 Reo agnara voatogno reo ro mpitariky tao amin'ny fokon-drozy , sady nitombo maro reo fokony.