msh_1ch_text_udb/02/48.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 48 Maka, vaditsindranon'i Kaleba, niteraky gnan'i Sabera voho Tirana. Niteraky gnan'i Safa razamben'ny agny Madmana, Seva razambeny agny Makbena voho razambeny agny Gibea avao koa ie. \v 49 Gny anaky ampelan'i Kaleba la Aksa. Reo ro avorohotan'i Kaleba. \v 50 Reto iaby gny anaky lahin'i Hora, anaky lahiny voalohany bakamin'i Efrata: Sobala rambeny agny Kiriata-jearima,