msh_1ch_text_udb/02/42.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 42 Reo anaky lahin'i Kaleba , rahalahin'i Jeramela, la Mesa anakilahiny voalohany, zay razamben'ny agny Zifa. Gny anaky lahy faharoe, Maresa, ro razamben'ny agny Hebrona. \v 43 Kora, Tapoa, Rakema, voho Sema ro anaky lahin'i Hebrona. \v 44 Sema niteraky gnan'i Rahama, rain'i Jorkeama. Rakema niteraky gnan'i Samay.